plt_tq/rev/16/04.md

8 lines
301 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no niseho rehefa voararaka ny lovian'ny fahatezeran'Andriamanitra fahatelo?
Lasa rà ireo loharano.
# Nahoana no marina sy mahitsy fa Andriamanitra dia nanome rà ho sotroina an'ireo olona?
Marina sy mahitsy izany satria ireo olona ireo dia nandraraka ny ràn'ireo mpino sy ireo mpaminany.