# Inona no niseho rehefa voararaka ny lovian'ny fahatezeran'Andriamanitra fahatelo? Lasa rà ireo loharano. # Nahoana no marina sy mahitsy fa Andriamanitra dia nanome rà ho sotroina an'ireo olona? Marina sy mahitsy izany satria ireo olona ireo dia nandraraka ny ràn'ireo mpino sy ireo mpaminany.