plt_tq/rev/14/14.md

8 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no hitan'i Jaona nipetraka teo ambony rahona?
Jaona nahita ilay iray izay tahaka ny Zanak'Olona nipetraka teo ambony rahona.
# Inona no nataon'ilay iray izay nipetraka teo ambony rahona?
Ilay iray izay nipetraka teo ambony rahona dia nampandroso ny fijinjany teto an-tany mba hijinjana ny tany.