# Iza no hitan'i Jaona nipetraka teo ambony rahona? Jaona nahita ilay iray izay tahaka ny Zanak'Olona nipetraka teo ambony rahona. # Inona no nataon'ilay iray izay nipetraka teo ambony rahona? Ilay iray izay nipetraka teo ambony rahona dia nampandroso ny fijinjany teto an-tany mba hijinjana ny tany.