plt_tq/rev/13/11.md

12 lines
429 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Avy aiza no tonga ilay biby hafa izay hitan'i Jaona?
Ilay bibidia hafa dia avy tamin'ny tany.
# Karazana tandroka inona sy fiteny inona no nataon'ilay bibidia hafa?
Ilay bibidia hafa dia nanana tandroka tahaka ny zanak'ondry ary niteny tahaka ny dragona.
# Inona no nampanaovin'ilay bibidia hafa tamin'ireo izay niaina tety an-tany?
Nidera ilay bibidia voalohany ilay bibidia hafa nahatonga ireo izay niaina tety an-tany.