# Avy aiza no tonga ilay biby hafa izay hitan'i Jaona? Ilay bibidia hafa dia avy tamin'ny tany. # Karazana tandroka inona sy fiteny inona no nataon'ilay bibidia hafa? Ilay bibidia hafa dia nanana tandroka tahaka ny zanak'ondry ary niteny tahaka ny dragona. # Inona no nampanaovin'ilay bibidia hafa tamin'ireo izay niaina tety an-tany? Nidera ilay bibidia voalohany ilay bibidia hafa nahatonga ireo izay niaina tety an-tany.