plt_tq/rev/13/01.md

8 lines
250 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Avy aiza no tonga ilay bibidia izay hitan'i Jaona?
Niakatra avy tao amin'ny ranomasina ilay bibidia.
# Inona no nomen'ilay dragona an'ilay bibidia?
Ilay dragona nanome ny fahefany, ny seza fiandrianany, ary ny fahefany hanapaka an'ilay bibidia.