# Avy aiza no tonga ilay bibidia izay hitan'i Jaona? Niakatra avy tao amin'ny ranomasina ilay bibidia. # Inona no nomen'ilay dragona an'ilay bibidia? Ilay dragona nanome ny fahefany, ny seza fiandrianany, ary ny fahefany hanapaka an'ilay bibidia.