plt_tq/rev/12/07.md

12 lines
322 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no niady tany an-danitra?
Mikaela sy ireo anjeliny no niady nanohitra ny dragona sy ireo anjeliny.
# Inona no niseho tamin'ilay dragona sy ireo anjeliny taorian'ny ady?
Ilay dragona sy ireo anjeliny dia natsipy teny amin'ny tany.
# Iza ilay dragona?
Ny dragona dia ilay menarana fahiny, ilay devoly, na Satana.