# Iza no niady tany an-danitra? Mikaela sy ireo anjeliny no niady nanohitra ny dragona sy ireo anjeliny. # Inona no niseho tamin'ilay dragona sy ireo anjeliny taorian'ny ady? Ilay dragona sy ireo anjeliny dia natsipy teny amin'ny tany. # Iza ilay dragona? Ny dragona dia ilay menarana fahiny, ilay devoly, na Satana.