plt_tq/rev/11/01.md

8 lines
285 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nasaina norefesin'i Jaona?
Nasaina nandrefy ny tempolin'Andriamanitra sy ny alitara i Jaona, ary ireo izay midera ao anatin'izany.
# Hafiriana ireo Jentilisa no hanitsaka ny tanàna masina?
Hanitsaka ny tanàna masina mandritra ny roa amby efapolo volana ireo Jentilisa.