# Inona no nasaina norefesin'i Jaona? Nasaina nandrefy ny tempolin'Andriamanitra sy ny alitara i Jaona, ary ireo izay midera ao anatin'izany. # Hafiriana ireo Jentilisa no hanitsaka ny tanàna masina? Hanitsaka ny tanàna masina mandritra ny roa amby efapolo volana ireo Jentilisa.