plt_tq/rev/07/15.md

8 lines
378 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'ny loholona fa ho ataon'Andriamanitra ho an'ireo izay miakanjo lava fotsy?
Andriamanitra hamelatra ny lainy eo amin'izy ireo mba tsy hijaly intsony izy ireo.
# Inona no nolazain'ilay loholona fa ho ataon'ilay Zanak'ondry ho an'ireo izay miakanjo lava fotsy?
Ny Zanak'ondry dia hiandry azy ireo ary hanoro lalana azy ireo amin'ny loharanon'ny rano velona.