# Inona no nolazain'ny loholona fa ho ataon'Andriamanitra ho an'ireo izay miakanjo lava fotsy? Andriamanitra hamelatra ny lainy eo amin'izy ireo mba tsy hijaly intsony izy ireo. # Inona no nolazain'ilay loholona fa ho ataon'ilay Zanak'ondry ho an'ireo izay miakanjo lava fotsy? Ny Zanak'ondry dia hiandry azy ireo ary hanoro lalana azy ireo amin'ny loharanon'ny rano velona.