forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
620 B
Markdown
12 lines
620 B
Markdown
|
# Inona no hitan'i Jaona nataon'ireo mpanjaka, ireo jeneraly, ireo mpanan-karena, ireo mahery, ary ny hafa rehetra?
|
||
|
|
||
|
Jaona nahita azy ireo niafina tao anatin'ireo lava-bato ary niteny tamin'ireo vatolampy mba hilatsaka amin'izy ireo sy hanafina azy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Nohon'ny inona no niafenan'ireo mpanjaka, ireo jeneraly, ireo mpanan-karena, ireo mahery, ary ny hafa rehetra?
|
||
|
|
||
|
Te-hiafina an'ilay iray izay mipetraka eo ambony seza fiandrianana sy ny hatezeran'ilay Zanak'ondry izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Inona ilay andro izay ho avy?
|
||
|
|
||
|
Ny andro lehiben'ny fahatezeran'ilay iray izay eo ambony seza fiandrianana sy ilay Zanak'ondry no ho avy.
|