# Inona no hitan'i Jaona nataon'ireo mpanjaka, ireo jeneraly, ireo mpanan-karena, ireo mahery, ary ny hafa rehetra? Jaona nahita azy ireo niafina tao anatin'ireo lava-bato ary niteny tamin'ireo vatolampy mba hilatsaka amin'izy ireo sy hanafina azy ireo. # Nohon'ny inona no niafenan'ireo mpanjaka, ireo jeneraly, ireo mpanan-karena, ireo mahery, ary ny hafa rehetra? Te-hiafina an'ilay iray izay mipetraka eo ambony seza fiandrianana sy ny hatezeran'ilay Zanak'ondry izy ireo. # Inona ilay andro izay ho avy? Ny andro lehiben'ny fahatezeran'ilay iray izay eo ambony seza fiandrianana sy ilay Zanak'ondry no ho avy.