plt_tq/rev/05/13.md

8 lines
437 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nilaza fa ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana sy ny Zanak'ondry dia tokony ho deraina mandrakizay doria?
Ny zava-boahary rehetra no milaza fa ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana sy ny Zanak'ondry dia tokony ho deraina mandrakizay doria.
# Inona no nataon'ireo loholona rehefa nandre ireo zava-manan'aina efatra niteny hoe: "Amena!" izy ireo?
Niankohoka tamin'ny tany izy ireo ary nidera.