# Iza no nilaza fa ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana sy ny Zanak'ondry dia tokony ho deraina mandrakizay doria? Ny zava-boahary rehetra no milaza fa ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana sy ny Zanak'ondry dia tokony ho deraina mandrakizay doria. # Inona no nataon'ireo loholona rehefa nandre ireo zava-manan'aina efatra niteny hoe: "Amena!" izy ireo? Niankohoka tamin'ny tany izy ireo ary nidera.