plt_tq/rev/05/06.md

8 lines
361 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nitsangana teo amin'ireo loholona teo alohan'ny seza fiandrianana?
Ny Zanak'ondry, toy ny hoe ho vonoina, no nitsangana teo amin'ireo loholona teo alohan'ny seza fiandrianana.
# Inona ireo tandroka fito sy maso fito teo amin'ilay Zanak'ondry?
Ireo tandroka fito sy ireo maso fito dia ireo Fanahy fiton'Andriamanitra nalefa nanerana ny tany rehetra.