# Iza no nitsangana teo amin'ireo loholona teo alohan'ny seza fiandrianana? Ny Zanak'ondry, toy ny hoe ho vonoina, no nitsangana teo amin'ireo loholona teo alohan'ny seza fiandrianana. # Inona ireo tandroka fito sy maso fito teo amin'ilay Zanak'ondry? Ireo tandroka fito sy ireo maso fito dia ireo Fanahy fiton'Andriamanitra nalefa nanerana ny tany rehetra.