plt_tq/rev/05/03.md

8 lines
297 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza tety an-tany no mendrika hamaha ny horonan-taratasy na hamaky izany?
Tsy misy na iza na iza mendrika hamaha na hamaky ny horonan-taratasy.
# Iza no afaka mamaha ny horonan-taratasy sy ireo tombon-kaseny?
Ny Lion'ny fokon'i Joda, ilay Fototr'i Davida, no afaka mamaha ny horonan-taratasy.