# Iza tety an-tany no mendrika hamaha ny horonan-taratasy na hamaky izany? Tsy misy na iza na iza mendrika hamaha na hamaky ny horonan-taratasy. # Iza no afaka mamaha ny horonan-taratasy sy ireo tombon-kaseny? Ny Lion'ny fokon'i Joda, ilay Fototr'i Davida, no afaka mamaha ny horonan-taratasy.