plt_tq/rev/02/26.md

8 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nampanantenain'i Kristy an'ireo izay mandresy?
Kristy nampanantena fahefana amin'ny firenena rehetra sy kintana maraina ho an'ireo izay mandresy.
# Inona no tokony hohenoin'ireo izay mpamaky ity boky ity hoy Kristy?
Kristy nilaza fa ny mpamaky dia tokony hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ireo fiangonana.