# Inona no nampanantenain'i Kristy an'ireo izay mandresy? Kristy nampanantena fahefana amin'ny firenena rehetra sy kintana maraina ho an'ireo izay mandresy. # Inona no tokony hohenoin'ireo izay mpamaky ity boky ity hoy Kristy? Kristy nilaza fa ny mpamaky dia tokony hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ireo fiangonana.