plt_tq/psa/99/01.md

16 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no tokony avalin'ireo firenena amin'ny fanjakan'i Yaveh?
Tokony hangovitra ireo firenena.
# Nahoana no mihorohoro ny tany?
Satria mipetraka amin'ny seza fiandrianana eo ambonin'ny kerobima Yaveh.
# Nahoana no asandratra ambonin'ireo firenena rehetra Yaveh?
Satria lehibe any Ziona Yaveh.
# Nahoana ireo firenena no tokony hidera ny anaran'i Yaveh lehibe sy mahatahotra?
Satria masina Izy.