# Ahoana no tokony avalin'ireo firenena amin'ny fanjakan'i Yaveh? Tokony hangovitra ireo firenena. # Nahoana no mihorohoro ny tany? Satria mipetraka amin'ny seza fiandrianana eo ambonin'ny kerobima Yaveh. # Nahoana no asandratra ambonin'ireo firenena rehetra Yaveh? Satria lehibe any Ziona Yaveh. # Nahoana ireo firenena no tokony hidera ny anaran'i Yaveh lehibe sy mahatahotra? Satria masina Izy.