plt_tq/psa/96/11.md

8 lines
243 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ny lanitra no tokony ho faly ary ny tany ho ravo?
Satria tonga Yaveh.
# Inona no hataon'i Yaveh rehefa tonga Izy?
Rehefa tonga Yaveh dia hitsara ny tany, izao tontolo izao amin'ny fahamarinana, ary ny vahoaka amin'ny fahatokiana.