# Nahoana ny lanitra no tokony ho faly ary ny tany ho ravo? Satria tonga Yaveh. # Inona no hataon'i Yaveh rehefa tonga Izy? Rehefa tonga Yaveh dia hitsara ny tany, izao tontolo izao amin'ny fahamarinana, ary ny vahoaka amin'ny fahatokiana.