plt_tq/psa/92/01.md

8 lines
316 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no heverin'ny mpanoratra ho zava-tsoa?
Fa zava-tsoa ny manome fisaorana an'i Yaveh sy ny mihira fiderana ho an'ny anarany.
# Rahoviana ny mpanoratra no milaza fa hanambara ny famindrampon'i Yaveh sy ny fahamarinany?
Amin'ny maraina izy no hanambara ny famindrampon'i Yaveh ary isan'alina ny fahamarinany.