# Inona no heverin'ny mpanoratra ho zava-tsoa? Fa zava-tsoa ny manome fisaorana an'i Yaveh sy ny mihira fiderana ho an'ny anarany. # Rahoviana ny mpanoratra no milaza fa hanambara ny famindrampon'i Yaveh sy ny fahamarinany? Amin'ny maraina izy no hanambara ny famindrampon'i Yaveh ary isan'alina ny fahamarinany.