plt_tq/psa/82/03.md

8 lines
361 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no angatahan'i Asafa hataon'Andriamanitra amin'ny mahantra sy kamboty ary ny ory sy ny malahelo?
Mangataka an'Andriamanitra hiaro azy ireny sy hihazona ny fahamarinany izy.
# Inona no angatahan'i Asafa hataon'Andriamanitra amin'ny ory sy mahantra?
Mangataka izy mba hamonjen'Andriamanitra azy ireny sy hanalana azy ireo eny an-tanan'ny ratsy fanahy.