# Inona no angatahan'i Asafa hataon'Andriamanitra amin'ny mahantra sy kamboty ary ny ory sy ny malahelo? Mangataka an'Andriamanitra hiaro azy ireny sy hihazona ny fahamarinany izy. # Inona no angatahan'i Asafa hataon'Andriamanitra amin'ny ory sy mahantra? Mangataka izy mba hamonjen'Andriamanitra azy ireny sy hanalana azy ireo eny an-tanan'ny ratsy fanahy.