plt_tq/psa/80/04.md

12 lines
377 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no navalin'i Yaveh rehefa nivavaka ny vahoaka?
Tezitra tamin'ny vahoakany izy raha nivavaka izy ireo.
# Inona no nomen'i Yaveh hohanina sy hosotroin'izy ireo?
Nofahanany ranomaso izay ire ary nomeny ranomaso hosotroiny.
# Inonoa no ataon'ireo namana sy fahavalon'Israely amin'izy ireo?
Mifanditra amin'izy ireo ny namany ary miihomehy amin'izy ireo ny fahavalony.