# Inona no navalin'i Yaveh rehefa nivavaka ny vahoaka? Tezitra tamin'ny vahoakany izy raha nivavaka izy ireo. # Inona no nomen'i Yaveh hohanina sy hosotroin'izy ireo? Nofahanany ranomaso izay ire ary nomeny ranomaso hosotroiny. # Inonoa no ataon'ireo namana sy fahavalon'Israely amin'izy ireo? Mifanditra amin'izy ireo ny namany ary miihomehy amin'izy ireo ny fahavalony.