plt_tq/psa/60/10.md

8 lines
246 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'Andriamanitra ho an'ny tafika?
Tsy mandeha miady miaraka amin'ny tafik'izy ireo Izy.
# Ahoana no fomba ahafahan'ny Israelita handresy?
Handresy izy ireo amin'ny fanampian'Andriamanitra, fa Izy hanitsakitsaka ireo fahavalony.