# Inona no nataon'Andriamanitra ho an'ny tafika? Tsy mandeha miady miaraka amin'ny tafik'izy ireo Izy. # Ahoana no fomba ahafahan'ny Israelita handresy? Handresy izy ireo amin'ny fanampian'Andriamanitra, fa Izy hanitsakitsaka ireo fahavalony.