plt_tq/psa/57/09.md

12 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza Davida no hisaotra ny Tompo?
Davida hisaotra ny Tompo eo amin'ny olo-maro.
# Aiza Davida no hihira fiderana ho an'ny Tompo?
Davida hihira fiderana ho an'ny Tompo eo amin'ireo firenena.
# Aiza no angatahan'i Davida mba hanandratana ny voninahitr'Andriamanitra?
Davida mangataka ny voninahitr'Andriamanitra ho asadratra manerana ny tany rehetra.