# Aiza Davida no hisaotra ny Tompo? Davida hisaotra ny Tompo eo amin'ny olo-maro. # Aiza Davida no hihira fiderana ho an'ny Tompo? Davida hihira fiderana ho an'ny Tompo eo amin'ireo firenena. # Aiza no angatahan'i Davida mba hanandratana ny voninahitr'Andriamanitra? Davida mangataka ny voninahitr'Andriamanitra ho asadratra manerana ny tany rehetra.