plt_tq/psa/56/01.md

8 lines
273 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana Davida no mangataka an'Andriamanitra hamindrafo aminy?
Mangataka famindrampo amin'Andriamanitra izy satria misy olona maniry ny ny hitelina azy.
# Oviana ireo fahavalon'i Davida no maniry hitelina azy?
Maniry lalandava ny hitelina an'i Davida ireo fahavalony.