# Nahoana Davida no mangataka an'Andriamanitra hamindrafo aminy? Mangataka famindrampo amin'Andriamanitra izy satria misy olona maniry ny ny hitelina azy. # Oviana ireo fahavalon'i Davida no maniry hitelina azy? Maniry lalandava ny hitelina an'i Davida ireo fahavalony.