plt_tq/psa/45/08.md

8 lines
311 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Mamofona inona ny akanjon'ny mpanjaka rehetra?
Ny akanjony rehetra mamofona miora, vahona, ary kasia.
# Aiza ireo zanaka vavy sy ny vadin'ny mpanjaka?
Ny zanaka vavin'ny mpanjaka dia isan'ireo vehivavy manan-kaja ary eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra no mijoro ny mpanjakavavy mitafy volamenan'i Ofira.