# Mamofona inona ny akanjon'ny mpanjaka rehetra? Ny akanjony rehetra mamofona miora, vahona, ary kasia. # Aiza ireo zanaka vavy sy ny vadin'ny mpanjaka? Ny zanaka vavin'ny mpanjaka dia isan'ireo vehivavy manan-kaja ary eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra no mijoro ny mpanjakavavy mitafy volamenan'i Ofira.