plt_tq/psa/45/05.md

12 lines
406 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana amaritana ny zana-tsipìkan'ny mpanjaka?
Maranitra ireo zana-tsipìkany ary ao amin'ny fon'ireo fahavalon'ny mpanjaka izany.
# Ahoana no amaritana ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny tehin'ny rariny?
Mandrakizay doria ny seza fiandrianany, ary tehin'ny rariny ny tehin'ny fanjakan'Andriamanitra.
# Inona no nkahalaina sy tian'ny mpanjaka?
Tia fahamarinana izy ary mankahala faharatsiana.