# Ahoana amaritana ny zana-tsipìkan'ny mpanjaka? Maranitra ireo zana-tsipìkany ary ao amin'ny fon'ireo fahavalon'ny mpanjaka izany. # Ahoana no amaritana ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny tehin'ny rariny? Mandrakizay doria ny seza fiandrianany, ary tehin'ny rariny ny tehin'ny fanjakan'Andriamanitra. # Inona no nkahalaina sy tian'ny mpanjaka? Tia fahamarinana izy ary mankahala faharatsiana.