plt_tq/psa/44/25.md

8 lines
326 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ireo fanahin'ny Israelita?
Miempo anaty vovoka ny fanahin'izy ireo ary ireo nofony mifikitra amin'ny tany.
# Inona no ivavahan'ny mpanoratra mba hataon'Andriamanitra?
Mivavaka izy ny mba hitsanganan'Andriamanitra ho famonjen'izy ireo ary mba hanavotra azy ireo noho ny amin'ny famindrampon'Andriamanitra.