# Inona no nataon'ireo fanahin'ny Israelita? Miempo anaty vovoka ny fanahin'izy ireo ary ireo nofony mifikitra amin'ny tany. # Inona no ivavahan'ny mpanoratra mba hataon'Andriamanitra? Mivavaka izy ny mba hitsanganan'Andriamanitra ho famonjen'izy ireo ary mba hanavotra azy ireo noho ny amin'ny famindrampon'Andriamanitra.