plt_tq/psa/41/07.md

8 lines
308 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no takoritsihan'ireo mpankahala an'i Davida sy antenain'izy ireo?
Izay mankahala an'i Davida rehetra miara-mitakoritsika mamely azy ary manantena ny handratra azy.
# Inona no nataon'ny sakaizan'i Davida akaiky izay tena natokisany?
Efa nanainga ny vodin-tongony hanohitra azy ny sakaizany akaiky.