# Inona no takoritsihan'ireo mpankahala an'i Davida sy antenain'izy ireo? Izay mankahala an'i Davida rehetra miara-mitakoritsika mamely azy ary manantena ny handratra azy. # Inona no nataon'ny sakaizan'i Davida akaiky izay tena natokisany? Efa nanainga ny vodin-tongony hanohitra azy ny sakaizany akaiky.