plt_tq/psa/40/16.md

8 lines
343 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ivavahan'i Davida ho an'ireo izay mitady an'Andriamanitra sy mitia ny famonjeny?
Mivavaka izy mba hifaly izy ireo ka ho ravo ao amin'Andriamanitra, ary mba hilaza lalandava hoe: "Hoderaina anie Yaveh."
# Ahoana no amaritan'i Davida ny Tompo?
Mihevitra ny aminy ny Tompo, izay famonjena ho azy, ary tonga mba hamonjy an'i Davida.