# Inona no ivavahan'i Davida ho an'ireo izay mitady an'Andriamanitra sy mitia ny famonjeny? Mivavaka izy mba hifaly izy ireo ka ho ravo ao amin'Andriamanitra, ary mba hilaza lalandava hoe: "Hoderaina anie Yaveh." # Ahoana no amaritan'i Davida ny Tompo? Mihevitra ny aminy ny Tompo, izay famonjena ho azy, ary tonga mba hamonjy an'i Davida.